AVIS AUX ENTREPRISES COTISANTES DU FMFP
En vertu du décret n°2020-359 instaurant l’état d’urgence sanitaire à Madagascar, le gouvernement et le secteur privé ont convenu d’un commun accord la prolongation des paiements des cotisations sociales.
De ce fait, le paiement de la cotisation FMFP du premier trimestre (janvier à mars 2020) est prolongé jusqu’au 31 juillet 2020. La déclaration se fera toujours en parallèle avec celle de la CNaPS à travers le bordereau unique disponible sur www.cnaps.mg.
Développons ensemble le capital humain à Madagascar !
La Direction Générale
FAMPAHAFANTARANA MOMBA NY FANDOAVANA LATSAKEMBOKA FMFP
Araka ny didim-panjakana laharana n°2020-359 mametraka ny famehana ara-pahasalamana eto Madagasikara, ny governemanta sy ny solotenan’ny orinasa tsy miankina dia niara-nanapaka fa hahemotra ny fandoavana ny latsakemboka mahakasika ny sosialin’ny mpiasa.
Noho izany, ny fandoavana ny latsakemboka FMFP telo volana voalohany dia mitohy hatramin’ny 31 jolay 2020. Ampiarahana toy ny mahazatra amin’ny fandoavana latsakemboka CNaPS manaraka ny « bordereau unique » izay azo alaina ao anaty tranokala www.cnaps.mg izany.
Ndao hampitombo ny fahaiza-miasa eto Madagasikara !
Ny Mpitantana